Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
JIRAMA 50 TAONA
Nanao ny fankalazana koa tany ami’ny faritra BONGOLAVA.
Manoloana ny fahoriana fadiranovana mianjady ny isantokatrano noho ny olana samihafa @ ny fanapahana ny JIRO mateti pihavy sy ny tsy fisiany ny rano , hatrizay ka hatramin’ny izao.Dia mbola vitan’ny manam-pahefana ny miantsehatra amin’alalan’ny tranga lalonana fankalazana ny tsingeri’ny taona ny JIRAMATY
Fantatr"ity Fitondrana ity ve ny atao hoe FIFANA JÀNA ?
Jero lahatsora notsongaina @ Fetsybook
" Nanokatra ny fankalazana ny faha dimampolo taonan’ ny Orinasa JIRAMA ihany koa ny Faritra Bongolava, androany.
Natomboka tamin’ny fametrahana takela-pahatsiarovana ny Jobily volamena ny fankalazana, avy eo dia niroso tamin’ny lanonana fanolorana mari-boninahi-pirenena ka Mpiaramiasa miisa enina (06) no notolorana Chevalier de l’ordre National. Iray Chevalier de l’ordre de Mérite. Medaly volafotsy kosa ho an’ny mpiaramiasa miisa valo (8) ary alimo ho an’ireo mpiaramiasa miisa fito (7) izay nahavita be teto anivon’ny JIRAMA Bongolava..."
.