Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 1er février 2026
Antananarivo | 12h38
 

Répondre à un commentaire

30 janvier à 12:37 | Vohitra (#7654)

Tandremo, tandremo, tandremo...

Hoy ny Jeneraly misotro ronono Ravalomanana Richard :

"Tsy misy vahoaka maharesy mpitandro filaminana manana basy izany..."

Noporofoin’ny vahoaka Malagasy tamin’ny tolona nataony nefa fa diso tanteraka izany fijery sy fiheverana izany...

Re sy heno ankehitriny fa mikasa ny hamono tena sy ao anaty famoizampo tanteraka izy ankehitriny...

Tsy mbola nisy teto Madagasikara mpitondra nandraraka ra sy namono vahoaka ka tafatoetra teo amin’ny fitondrana...

Tandremo, tandremo...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}