Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 décembre 2025
Antananarivo | 22h56
 

Filazana manjo

RAVAOMIARIVONY Raoilison Chantal Olga

dimanche 21 décembre |  157 visites 

« Niady ny ady tsara aho. nahatanteraka ny fihazakazahana aho. nitahiry ny finoana aho » (Timote 4.7)
«  Hoy Jesoa taminy : Izaho no fananganana ny maty sy fiainana ; izay mino Ahy. na dia maty aza dia ho velona indray » (Jaona 11:25)

Amin’ny alahelo lehibe sy fo torotoro no ampandrenesinay anareo ny fahalasan’ny Reninay, zanaka, anabavy, Malalanay

RAVAOMIARIVONY Raoilison Chantal Olga

Vady navelan’ny Itpklahy RAMANANTSOA Jean Rodolphe (Ancien Ministre de l’Energie, des Mines et des Hydrocarbures)

ny Zoma 12 desambra 2025 rehefa nivahiny 65 taona teto an-tany

Hoy :

Ny zanany :

  • RAMANANTSOA Hanitra Vonimboahirana sy Sylvain CHEVALIER (USA)
  • RAMANANTSOA Mijarizaka Raoilison sy ny vadiny

Ny zafikeliny :

  • RAJOSOA Mélanie sy ny vady aman-janany (France)
  • RAJOSOA Alexandre Manantsoa (USA)
  • RAJOSOA Mathieu Stephen Manantsoa (USA)
  • Abigaelle, Naomi, Kiady, Setry, Mijoro, Melody

Ny zafiafiny :

  • Tidiane (France)

Ny Reniny :

  • RAVAOARIMINO Oline vady navelan’ny Itpklahy RAOILISON Jean Emile

Ny iray-tampo aminy :

  • ANDRIAVALITIANA Christian Raoilison sy Lala sy zanany
  • RAOILISON Richard sy loly sy ny zanany
  • Itpklahy RAOILISON Harimanana Andrianalifara sy Cyne sy ny zanany
  • RAOILISON Andriamampionona Tiarivaly sy Fanja sy ny zanany
  • RAOILISON Andriaminahisoazaka Lanto sy Rolina sy ny zanany
  • RAOILISON Mandimbiarivaly Faralahitiana sy Sissi sy ny zanany

Ny iray-tampo amin’ny Itpklahy vadiny :

  • RAZAFIMANANTENA Daniel sy ny zanaka aman-jafiny
  • RAZAFINDRABE Edouard mivady sy ny zanaka aman-jafiny
  • RAKOTOVAO Mananjara mivady sy ny zanaka aman-jafiny
  • RASOAMBOLA Noeline mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Fianakaviana manontolo sy taranaky ny mpiray tam-po ary havana avy amin’ny Ray aman-dreniny,

Ny Fianakaviana manontolo sy taranaky ny mpiray tam-po ary havana avy amin’ny Ray aman¬drenin’ny Itpkl vadiny.

Ny Fonkotany Ambohimirary, ny mpiara-mononina tao amin’ny Cité des Mines Ampandrianomby. Ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM 67 Ha sy FLM Andoharano Fandriana.

Ny nofony dia hiala ao Agence de Funérailles Corbi Mahazoarivo, ny 14 desambra 2025 amin’ny 08 ora maraina, ary hizotra mankany Fandriana. Entina homem-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FLM Andoharano Fandriana ny 15 desambra 2025 mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andoharano Fandriana.

lalana tsiny izay tsy tratra antso nohon’ny fahafenoan-dranomaso be loatra

Réagir à l'article

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}