Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Drépanocytose à Madagascar : des chiffres alarmants avec des décès et des malades importants - Re Bekily
On se pose même la question si le Ministère de la santé existe (…)
Turping - Concertation nationale : la refondation peut-elle survivre à ses propres reports ? - Corrigé
Parlement, HCC , CENI devenus FOUBLONS INITILES le temps (…)
bekily - Concertation nationale : la refondation peut-elle survivre à ses propres reports ? - Corrigé
Parlement, HCC , CENI devenus DOUBLONS INITILES le temps (…)
bekily - Dissolution de l’Assemblée nationale : la Gen Z persiste et signe après la polémique autour de la « TVM » - Corrigé
Je ne la voiS pas.....
bekily - Dissolution de l’Assemblée nationale : la Gen Z persiste et signe après la polémique autour de la « TVM » - Comme vous
Je porte en très haute estime Mme Goulamaly.!
Je ne la voit pas (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Dia ialahy indray ve no sahy miantso ny fanjakàna tan-dalàna ? ialahy izay nanodina sy nangalatra an-taonany maro ny volam-panjakàna hananganana ny harem-be an’ialahy !
Ara-taratasy, tsy orinasam-panjakàna tokoa ny vondrona SODIAT, saingy volam-panjakana avokoa no nahodina sy nangalarina entina hananganana izany.
Fintsinjovana ny mpiasa an-jatony sy fitsinjovana ny orinasan’ialahy tsy ho faty no antony nanendrena mpitantana vonjimaika.
Tohananay ny fanapahankevitry ny fitsaràna izay mampiseo fa mahasahy mijoro amin’ny marina sy ara-drariny ny fitondràna misy amin’izao.
Any am-ponja ialahy no mitaraina, ialahy izay mpanagadra gaigilahy an’ireo izay rehetra tsy mifanara-tsaina amin’ialahy. Misy vidiny ny zavatra atao lesy e !
Ialahy zatra managadra olona amin’ny tsy ara-drariny, fa ialahy izao enjehin’ny fitsaràna ara-drariny. Tsy misy manao valifaty amin’ialahy eo, fa ny marina tsy mba maty ary manenjika an’ialahy eny foana ny antsonjay nataon’ialahy. Ialahy izay mpanome baiko ny mpitsara teo aloha.
zao ialahy mody mitomany sy mody mipitrapitra fa hoe mangataka ny fanjakàna tan-dalàna ? ny lalàna no managadra an’ialahy any Maurice !