Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Indrisy tokoa mantsy...
Savony vava sy angoantenda, abobo sy atsanga tsy aman’orana sisa...
Niroborobo sy niely patrana ary nasandratra sy nisandrahaka ny kolikoly hatramin’ny fijoroan’ny BIANCO, SAMIFIN, CSI...efa nisy ny kolikoly hatramin’ny Repobilika faharoa saingy...
Hatramin’ny nanombohana ny ady amin’ny kolikoly vao maika niroborobo sy tena nandripaka ny kolikoly...
Hatramin’ny nanombohana ny ady amin’ny fahantrana vao maika nihitatra sy nihanaka niparitaka ny fahantrana...
Hatramin’ny nanombohana ny fiantsoana ny fahamarinana teo anivon’ny raharaham-panjakana vao maika niseho sy lainga sy fitaka ary fisolokiana mahazendana nanenika ny sampan-draharaha rehetra...
Satria nahoana ?
Noho ny fihatsarambelatsihy ihany foana mbola manjaka !
Aoka izay ity mivaro-bava ity e !
Teo ianao DG nihazona fahefana tamin’i fanjakana nentin’i Rainilaingarivony tsy hita izay vitanao sy ady nataonao !
Izao indray ianao dia mbola mihevitra ny hamitaka vahoaka indray koa !
Ampy izay nama fa azy ampiana intsony ny fitaka entinao a !